Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 19:5 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ankehitriny, raha hihaino ny feoko tokoa ianareo ka hitandrina ny fanekeko, dia ho rakitra soa ho Ahy mihoatra noho ny firenena rehetra ianareo; fa Ahy ny tany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:5 amin'ny teny manodidina.