Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 19:4 Malagasy Bible (MG1865)

Hianareo efa nahita izay nataoko tamin'ny Egyptiana sy izay nitondrako anareo tamin'ny elatry ny voromahery ary ny nampankanesako anareo ho atỳ amiko.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:4 amin'ny teny manodidina.