Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 15:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fofonain'ny vavoronao no nanangonanao ny rano; nivongovongo toy ny antontan-javatra ny rano maria; nandry teo afovoan'ny ranomasina ny lalina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:8 amin'ny teny manodidina.