Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 15:26 Malagasy Bible (MG1865)

ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin'ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:26 amin'ny teny manodidina.