Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 15:19 Malagasy Bible (MG1865)

Fa niditra teo amin'ny ranomasina ny soavalin'i Farao sy ny kalesiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny, ary Jehovah nampikatona ny ranomasina taminy; fa ny Zanak'Isiraely kosa nandeha tamin'ny tany maina teo afovoan'ny ranomasina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:19 amin'ny teny manodidina.