Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 14:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahinjitr'i Mosesy teo ambonin'ny ranomasina ny tànany, ka nikatona ho tahaka ny teo ny ranomasina, rehefa nadiva ho maraina ny andro; ary ny Egyptiana nandositra, kanjo nitsena ny rano ihany izy, dia narian'i Jehovah teo afovoan'ny ranomasina ny Egyptiana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:27 amin'ny teny manodidina.