Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 14:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nikatona ny rano ka nanarona ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly, dia ny miaramilan'i Farao rehetra izay niditra teo amin'ny ranomasina nanenjika ny Zanak'Isiraely; koa tsy nisy niangana na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:28 amin'ny teny manodidina.