Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 11:7 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa tsy hisy na dia alika aza hanetsika ny lela ny amin'ny Zanak'Isiraely rehetra, na amin'ny olona, na amin'ny biby, mba ho fantatrareo ny tsi-fampitovian'i Jehovah ny Egyptiana sy ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 11

Jereo Eksodosy 11:7 amin'ny teny manodidina.