Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 29:17 Malagasy Bible (MG1865)

fandrao hisy lehilahy, na vehivavy, na mpianakavy, na firenena eto aminareo, izay manana fo mivily anio, ka miala amin'i Jehovah Andriamanitsika, handehanany hanompo ny andriamanitr'ireny firenena ireny; fandrao hisy faka eo aminareo izay miteraka zava-mangidy sady mahafaty;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:17 amin'ny teny manodidina.