Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 29:16 Malagasy Bible (MG1865)

ary efa hitanareo ny fahavetavetany sy ny sampiny hazo sy vato sy volafotsy ary volamena, izay teo aminy;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:16 amin'ny teny manodidina.