Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 26:2 Malagasy Bible (MG1865)

dia analao ny voaloham-bokatra rehetra amin'ny tany, izay alainao avy amin'ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy an-karona; ary mankanesa ho any amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:2 amin'ny teny manodidina.