Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 26:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao ianao ka mandova azy ary monina ao,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:1 amin'ny teny manodidina.