Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 26:17 Malagasy Bible (MG1865)

Efa nampiteny an'i Jehovah ianao androany fa ho Andriamanitrao Izy, ka handeha amin'ny lalany sy hitandrina ny lalàny sy ny didiny ary ny fitsipiny ianao ary hihaino ny feony.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:17 amin'ny teny manodidina.