Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 26:16 Malagasy Bible (MG1865)

Anio no andidian'i Jehovah Andriamanitrao anao hanaraka ireo didy sy fitsipika ireo; koa tandremo sy araho amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:16 amin'ny teny manodidina.