Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 26:13 Malagasy Bible (MG1865)

ary dia lazao eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao hoe: Efa navoakako avokoa ny zava-masina tao an-tranoko ka nomeko ny Levita sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, araka ny lalànao rehetra izay nandidianao ahy; tsy nandika ny didinao aho na nanadino azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:13 amin'ny teny manodidina.