Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 26:12 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa voangonao ny fahafolon-karena rehetra avy amin'ny vokatrao amin'ny taona fahatelo, izay taona fanangonana ny fahafolon-karena, dia omeo ny Levita sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany, mba hohaniny ao an-tanànanao, ka ho voky izy,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:12 amin'ny teny manodidina.