Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 25:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tokony hokapohina ny meloka, dia aoka hampandrin'ny mpitsara izy ka hokapohina eo anatrehany, ary hatao araka ny helony no isan'ny kapoka hatao aminy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 25

Jereo Deotoronomia 25:2 amin'ny teny manodidina.