Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 25:1 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy olona manana ady ka mankeo amin'ny fitsarana ary tsarain'ny mpitsara, dia aoka hohamarininy izay marina ary hohelohiny kosa izay meloka.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 25

Jereo Deotoronomia 25:1 amin'ny teny manodidina.