Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nasain'ny mpanjaka nantsoina ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny mpanana ody ary ny Kaldeana hilaza amin'ny mpanjaka ny nofiny. Dia tonga ireny ka nitsangana teo anatrehan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:2 amin'ny teny manodidina.