Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 11:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka hanao araka izay sitrapony; ary hisandratra sy hanandra-tena ho ambonin'ny andriamanitra rehetra izy ka hiteny zavatra mahagaga ny amin'Andriamanitry ny andriamanitra, ary hambinina ihany izy mandra-pahatanteraky ny fahatezerana; fa izay efa voatendry no tsy maintsy hatao.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:36 amin'ny teny manodidina.