Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 35:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia vonona androtrizay avokoa ny hatao fanompoana an'i Jehovah amin'ny hitandremana ny Paska sy ny hanaterana ny fanatitra dorana eo ambonin'ny alitaran'i Jehovah araka ny tenin'i Josia mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:16 amin'ny teny manodidina.