Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 35:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpihira, taranak'i Asafa, nitoetra teo amin'ny fitoerany, araka ny didin'i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan'ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin'ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin'ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:15 amin'ny teny manodidina.