Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 30:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Hezekia, mpanjakan'ny Joda, nanome vantotr'ombilahy arivo sy ondry aman'osy fito arivo ho an'ny fiangonana; ary ny mpanapaka koa nanome vantotr'ombilahy arivo sy ondry aman'osy iray alina ho an'ny fiangonana; ary maro ny mpisorona no nanamasina ny tenany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:24 amin'ny teny manodidina.