Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 30:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fiangonana rehetra niara-nihevitra ny amin'ny hitandremana hafitoana indray; ka dia mbola nitandrina hafitoana koa tamin'ny hafaliana izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:23 amin'ny teny manodidina.