Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 30:19 Malagasy Bible (MG1865)

izay rehetra efa nampiomana ny fony hitady an'Andriamanitra, dia Jehovah, Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka ny fahadiovan'ny fitoerana masina aza izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:19 amin'ny teny manodidina.