Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 29:24 Malagasy Bible (MG1865)

dia novonoin'ny mpisorona ireo, ka ny ràny nataony teo amin'ny alitara araka ny fanao ho fanatitra noho ny ota hanaovana fanavotana ho an'ny Isiraely; fa ho an'ny Isiraely rehetra no nasain'ny mpanjaka nanaovana ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:24 amin'ny teny manodidina.