Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 28:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an'ireo andriamanitr'i Damaskosy, izay namely azy, izy ka nanao hoe: Ireo andriamanitry ny mpanjakan'i Asyria, izay nanampy azy, no hamonoako zavatra hatao fanatitra mba hanampiany ahy. Kanjo tonga fandravana azy sy ny Isiraely rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:23 amin'ny teny manodidina.