Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 28:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso amin'i Jehovah ihany io Ahaza mpanjaka io.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:22 amin'ny teny manodidina.