Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 26:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tantaran'i Ozia sisa, na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan'Isaia mpaminany, zanak'i Amoza;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:22 amin'ny teny manodidina.