Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 24:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa niherina ny taona, dia avy ny miaramilan'i Syria hiady taminy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy, ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin'ny olona, ary nampitondrainy ho any amin'ny mpanjakan'i Damaskosy ny babo rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 24

Jereo 2 Tantara 24:23 amin'ny teny manodidina.