Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 24:22 Malagasy Bible (MG1865)

Toy izany no tsy nahatsiarovan'i Joasy mpanjaka ny soa nataon'i Joiada rainy taminy, fa namono ny zanany izy. Ary nony efa ho faty Zakaria, dia niteny hoe: Jehovah anie hijery sy hamaly izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 24

Jereo 2 Tantara 24:22 amin'ny teny manodidina.