Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 15:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Joda rehetra nifaly noho ny fianianana, fa efa nianiana tamin'ny fony rehetra izy sady nazoto nitady an'i Jehovah indrindra, ka dia nahita Azy; ary Jehovah dia nanome azy fiadanana tamin'ny manodidina fahizay.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 15

Jereo 2 Tantara 15:15 amin'ny teny manodidina.