Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 15:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nianiana ho an'i Jehovah tamin'ny feo mahery sy ny fihobiana ary tamin'ny trompetra sy ny anjomara izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 15

Jereo 2 Tantara 15:14 amin'ny teny manodidina.