Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 7:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tapitra ny andronao, ka hodi-mandry any amin'ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ary hampitoeriko ny fanjakany;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:12 amin'ny teny manodidina.