Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 7:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hifidy tany ho an'ny Isiraely oloko Aho sady hamponina azy, ka dia handry fahizay amin'ny fonenany ary tsy hanana ahiahy intsony izy, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy intsony tahaka ny taloha

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:10 amin'ny teny manodidina.