Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 3:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony niverina tao Hebrona Abnera, dia nentin'i Joaba nitanila tao anaty vavahady hiresaka aminy mangingina, kanjo nasiany tamin'ny kibony ka matiny ho todin'ny ran'i Asahela rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:27 amin'ny teny manodidina.