Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 3:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoaka Joaba avy tao amin'i Davida ka naniraka olona hanaraka an'i Abnera, ary nitondra azy niverina avy any amin'ny lavaka famorian-drano atao hoe Siraha ireo: nefa tsy fantatr'i Davida izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:26 amin'ny teny manodidina.