Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 24:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'i Davida Ilay Anjely namely ny olona, dia niteny tamin'i Jehovah izy nanao hoe: Indro, izaho no efa nanota, ary izaho no efa anao ratsy; fa ireo ondry ireo kosa, inona moa no mba nataony? Koa mifona aminao re aho, aoka ny tananao hamely ahy sy ny mpianakavin'ny raiko.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 24

Jereo 2 Samoela 24:17 amin'ny teny manodidina.