Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 19:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary navoivoy teo ny lakana hampitana ny ankohonan'ny mpanjaka sy hanaovany izay sitrany. Ary nony efa hita an'i Jordana ny mpanjaka, dia indro Simey, zanak'i Gera, niankohoka teo anatrehany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:19 amin'ny teny manodidina.