Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 19:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy benjamita arivo lahy koa nanaraka azy, ary Ziba, mpanompon'ny taranak'i Saoly, mbamin'ny zananilahy dimy ambin'ny folo sy mpanompony roa-polo lahy izay nanaraka azy; ary dia nita an'i Jordana teo alohan'ny mpanjaka izy ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:18 amin'ny teny manodidina.