Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 18:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida nampandeha ny olona, ka ny ampahatelony nofehezin'i Joaba, ary ny ampahatelony nofehezin'i Abisay, zanak'i Zeroia, rahalahin'i Joaba, ary ny ampahatelony kosa nofehezin'Itahy Gatita. Ary hoy ny mpanjaka tamin'ny vahoaka: Izaho koa dia handeha hiaraka aminareo tokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:2 amin'ny teny manodidina.