Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 17:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa lasa ireo, dia niakatra avy ao amin'ny lavaka fantsakana izy roa lahy, ka lasa nandeha izy, dia nanambara tamin'i Davida mpanjaka hoe: Miaingà, ka mità faingana ny rano; fa izany no hevitra nataon'i Ahitofela hamelezana anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:21 amin'ny teny manodidina.