Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 17:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tonga tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon'i Absaloma, dia nanao hoe: Aiza Ahimaza sy Jonatana teto? Fa hoy ravehivavy taminy: Tafita ny renirano kely izy izay. Ary nony efa nitady azy ireo ka tsy nahita, dia niverina nankany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:20 amin'ny teny manodidina.