Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 15:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Zadoka: Ento miverina ho any an-tanàna ihany ny fiaran'Andriamanitra; fa raha mahita fitia eo imason'i Jehovah aho, dia mbola ho entiny miverina ihany, ka hasehony ahy iny sy ny fitoerany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:25 amin'ny teny manodidina.