Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 15:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary indro koa Zadoka sy ny Levita rehetra nanaraka azy nitondra ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra. Ary nametraka ny fiaran'Andriamanitra izy ary Abiatara niakatra mandra-pahatapitry ny olona rehetra avy tao an-tanàna.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:24 amin'ny teny manodidina.