Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 15:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Absaloma naniraka mpitety nankeny amin'ny firenen'Isiraely rehetra hanao hoe: Raha vao mandre ny feon'ny anjomara ianareo, dia miantsoa hoe: Absaloma no mpanjaka ao Hebrona.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:10 amin'ny teny manodidina.