Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 14:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ravehivavy avy any Tekoa tamin'ny mpanjaka: Ry mpanjaka tompoko ô, aoka ho amiko ny heloka sy ho amin'ny ankohonan'ny raiko; fa ny mpanjaka sy ny seza fiandrianany dia aoka tsy hanan-tsiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:9 amin'ny teny manodidina.