Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 14:22 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niankohoka tamin'ny tany Joaba ka nitsaoka sy nisaotra ny mpanjaka; ary hoy Joaba: Anio no ahafantaran'ny mpanomponao fa efa mahita fitia eo imasonao aho, ry mpanjaka tompoko, amin'ny nanaovan'ny mpanjaka araka ny nangatahin'ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:22 amin'ny teny manodidina.