Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 13:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida naniraka nankany amin'i Tamara any an-tranony nanao hoe: Mankanesa kely any an-tranon'i Amnona anadahinao, ka manaova nahandro ho azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:7 amin'ny teny manodidina.