Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 13:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandry Amnona ka nody marary; ary nony avy mamangy azy ny mpanjaka, dia hoy izy taminy: Trarantitra ianao, aoka Tamara anabaviko hankatį»³ hanao mofo roa ho ahy eto imasoko hihinanako ny avy eny an-tànany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:6 amin'ny teny manodidina.